Afaka
Afaka dia sehatra hifampizaran’i Haingo sy Tija ary ireo vahiny voaasa handalinana am-pahalalahana ny momban’ny fifindramonina, ny vehivavy, ny fiarahamonina, ny fifandraisana sy izay rehetra mahakasika izany. Afaka, pronounced in English as /uhfuhkuh/, is a Malagasy word which means ”CAN” and/or ”FREE”. In this podcast, your hosts Haingo and Tija are aiming to talk openly about their journey as women, moms, and immigrants as well as their hope to build community through their lived experience.
Episodes
Tuesday Dec 13, 2022
Ireo fitsipika apetraky ny fiarahamonina
Tuesday Dec 13, 2022
Tuesday Dec 13, 2022
Mety hangeja ve ireo fepetra takian'ny fiarahamonina? Miresadresaka izany i Tija sy Haingo miaraka amin'i Vero amin'ity fizarana manaraka ity.
In this episode, Tija and Haingo debate unhealthy beauty standards and social constructs with their guest, Vero.
Tuesday Nov 29, 2022
Manina an’i Dago
Tuesday Nov 29, 2022
Tuesday Nov 29, 2022
Mitafatafa amin'i Vero i Haingo sy i Tija amin'ity fizarana manaraka ity. Miresadresaka izay manampy azy sy fanaony avy izy telo mirahavavy rehefa sendra ngaoma sy manina ny tanindrazana iny.
In this episode, Haingo and Tija are discussing what helps them deal with homesickness with their guest, Vero.
Wednesday Nov 16, 2022
Afaka
Wednesday Nov 16, 2022
Wednesday Nov 16, 2022
Manazava ny atao hoe "afaka" i Tija sy Haingo ao amin'ity fizarana manaraka ity, no sady manome lanja ny vehivavy malagasy sy mampatsiahy azy ireo fa tsy irery izy ireo amin'izay mety ho ady atrehiny.
In this episode, Tija and Haingo explore the meaning of "afaka" and the place of women in the Malagasy society back home in Madagascar and overseas. They also would like to remind their fellow female Malagasy diaspora members that they are not alone.
Sunday Nov 06, 2022
Ny Tanjonay
Sunday Nov 06, 2022
Sunday Nov 06, 2022
🇲🇬 Afaka dia sehatra hifampizaran'i Haingo sy Tija handalinana am-pahalalahana ny momban'ny fifindramonina, ny vehivavy, ny fiarahamonina, ny fifandraisana sy izay rehetra mahakasika izany. Ity zara voalohany ity dia mikasika ny tanjonay.
Afaka, pronounced in English as /uhfawkuh/ is a Malagasy word which means "CAN" and/or "FREE". Here, we are sharing about our goals for the podcast.
Afaka
Afaka dia sehatra hifampizaran’i Haingo sy Tija ary ireo vahiny voaasa handalinana am-pahalalahana ny momban’ny fifindramonina, ny vehivavy, ny fiarahamonina, ny fifandraisana sy izay rehetra mahakasika izany.
Afaka, pronounced in English as /uhfuhkuh/, is a Malagasy word which means ”CAN” and/or ”FREE”. In this podcast, your hosts Haingo and Tija are aiming to talk openly about their journey as women, moms, and immigrants as well as their hope to build community through their lived experience.