Afaka
Afaka dia sehatra hifampizaran’i Haingo sy Tija ary ireo vahiny voaasa handalinana am-pahalalahana ny momban’ny fifindramonina, ny vehivavy, ny fiarahamonina, ny fifandraisana sy izay rehetra mahakasika izany. Afaka, pronounced in English as /uhfuhkuh/, is a Malagasy word which means ”CAN” and/or ”FREE”. In this podcast, your hosts Haingo and Tija are aiming to talk openly about their journey as women, moms, and immigrants as well as their hope to build community through their lived experience.
Episodes
Monday May 08, 2023
Afaka miresaka 2
Monday May 08, 2023
Monday May 08, 2023
Amin'ity zara faha-14 ity dia manohy ny resaka fampiharana fahafahana miresaka indray ny vahinintsika, Vola Rakotoarijaona, ho tohin'ilay lohahevitra farany. To continue our conversation of last time, our guest Vola Rakotoarijaona is sharing a few methologies of applications on how to communicate effectively.
Monday Apr 24, 2023
Afaka miresaka
Monday Apr 24, 2023
Monday Apr 24, 2023
🇲🇬 Amin'ity zara faha-13 ity dia mampahafantatra amin'ny ambangovangony ny momban'ny fifandraisan'ny fo amin'ny fihetsehampo sy ny fahatsapan'ilay olona ny maha-izy azy amin'ny fomba ifampiresahany amin'ny hafa ny vahininay, Vola Rakotoarijaona. 🇺🇸 In this 13th episode, our guest Vola Rakotoarijaona is sharing how emotions, sense of identity, and state of mind affect our abilities to communicate effectively.
Monday Apr 10, 2023
Fanomanana ny Afaka
Monday Apr 10, 2023
Monday Apr 10, 2023
Nohon'ny fangatahan'ny mpanaraka anay dia miresadresaka ny hoe ahoana no ataonay hanomananay ny Afaka sy izay ao ambadimbadikin'ny zara henonareo eto izahay.
In this 12th episode, your hosts are talking about this podcast's behind-the-scenes as requested by our followers.
Monday Mar 27, 2023
Ny fomba fiaina ny fahasamihafana eto Madagasikara
Monday Mar 27, 2023
Monday Mar 27, 2023
I Fy dia mizara ny fomba fiainany ny fahasamihafan'ny zanany lahy izay ôtista. I Laingo ihany koa dia hitondra ny traikefany amin'ny maha-mpampianatra olona miaina fahasamihafana azy.
Our conversation around differences continues during this 11th episode with our guest Fy sharing her personal experience as a mother of an autistic son. Laingo continues to share her work experience and knowledge around this topic too.
Monday Mar 13, 2023
Fahasamihafana
Monday Mar 13, 2023
Monday Mar 13, 2023
Manam-bahiny i Tija sy Haingo eto amin'ity zara fahafolon'ny podcast Afaka ity dia tsy iza izany fa i Laingo izay Malagasy mpifindra monina any Irlande. I Laingo dia mpampianatra ary mizara ny traikefany manodidina ny fahasamihafana izy.
Our guest Laingo from Ireland shares about her experience around differences.
Monday Feb 27, 2023
Ratram-panahy
Monday Feb 27, 2023
Monday Feb 27, 2023
Miresaka mikasika ny ratram-panahy nolovaina tsy nahy avy amin'ny niandohana sy nihaviana ary ny mety hifandraisan'izany amin'ny fifindramonina i Haingo sy Tija amin'ity zara fahasivy ity.
In this 9th episode, Haingo and Tija are discussing how Intergenerational trauma intertwines with immigration in the context of Malagasy diaspora. Towards the end, they are discussing helpful protips that are research based.
Monday Feb 13, 2023
Télétravail
Monday Feb 13, 2023
Monday Feb 13, 2023
Manam-bahiny ny podcast Afaka. Tsy iza izany fa i Davida Rakotomalala Mpandraharaha-Mpanabe ary Malagasy mpifindra monina tahaka azy ireo ihany. Mizara vina sy ny traikefany amintsika izy androany mikasika ny tombotsoa mety ho azo amin'ny fampiasana ny fifandraisandavitra eo amin'ny asa maro isan-karazany; izay azo atao n'aiza n'aiza (télétravail)."
Our guest Davida shares about his experience around working remotely and its benefits.
Monday Jan 30, 2023
Valim-babena
Monday Jan 30, 2023
Monday Jan 30, 2023
Amin'ity zara faha-7 ity dia miresaka momban'ny fizarana hay, traikefa, soa, ary talenta izay midika aminy hoe valim-babena sy fifampitsinjovana i Haingo sy Tija.
In this 7th episode, Tija and Haingo are discussing what it means for them to give back and care for one another through sharing ideas, knowledge and experience.
#tiamizara #valimbabena #afakamizara #soasoa #malagasynomads #malagasymizara #afakapodcast
Tuesday Jan 17, 2023
Maniry zaza
Tuesday Jan 17, 2023
Tuesday Jan 17, 2023
Mitohy hatrany ny resak'i Haingo sy i Tija amin'ny maha-reny sy vehivavy azy ireo. Eto dia ny faniriana zaza sy ny traikefany manodidina izany no resahany.
Haingo and Tija are continuing to share their motherhood journey through longing for a child and miscarriage; which they have both overcome.
#maniryzaza #afajaza #malagasypodcast #mizara #tsymisyfahadisoanao #malagasynomads #malagasydiaspora #soasoa
Monday Jan 02, 2023
Neny, Mama
Monday Jan 02, 2023
Monday Jan 02, 2023
Miresaka momban'ireo izay nanampy azy nandritran'ny vohokany sy ny fiomankomanany ho "Neny" aty an-tany lavitra avy i Haingo @Malagasy NoMads sy i Tija @SoaSoa eto.
Haingo and Tija are sharing their pregnancy journey while away from their birth country. They are discussing what helped them prepare for such a huge life-changing event that is motherhood.
Afaka
Afaka dia sehatra hifampizaran’i Haingo sy Tija ary ireo vahiny voaasa handalinana am-pahalalahana ny momban’ny fifindramonina, ny vehivavy, ny fiarahamonina, ny fifandraisana sy izay rehetra mahakasika izany.
Afaka, pronounced in English as /uhfuhkuh/, is a Malagasy word which means ”CAN” and/or ”FREE”. In this podcast, your hosts Haingo and Tija are aiming to talk openly about their journey as women, moms, and immigrants as well as their hope to build community through their lived experience.